4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mamiko ny fanatrehanao - NY HAFATRA

Tompo ô !te hitoetra eo anilanao aho
Te hatspa indray ny fanatrehanao
Zan no irin'ny foko anio jesosy ô!
Miandry anao aho tompo ô!
Fenoy aho

Fa ny fanatrehanao
Io foana no ilaioko
Mangetaheta anao anie aho
Dia ianao ry raiko
Arotsay tompo ô!Ny herinao

ref:Mila anao anie aho Ianao no fanantenako
Fenoy ny fanahinao aho Ho kotsan’ny herinao
Fa tsy misy afa tsy ianao ihany
No mba ianteherako
Fa mamiko tokoa Mamiko tokoa
Ny fanatrehanao

Tompo ô te hitoeranao zany foko
Tiko tantananao ny tontoloko
Eo amin’ny fanatrehanao no iriko jesosy ô!
Miandry anao aho tompo ô!
Kasio aho

Fa ny fanatrehanao
Io foana no ilaioko
Mangetaheta anao anie aho
Dia ianao ry raiko
Arotsay tompo ô!Ny herinao

ref:...

Partager mamiko ny fanatrehanao

Commenter mamiko ny fanatrehanao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NY HAFATRA